× home PEJY VOALOHANY location_city FIANGONANA LEHIBE account_balance FIANGONANA MITORY domain AKANY ZADI people SSAF live_help NY FIANGONANA arrow_forward Se connecter

FIKAMBANANA ASA LAZARA

Niorina ny 1987

Ny fikambanana Asa Lazara dia fikambanana ara-pinoana mitory amin'ny alalan'ny asa mivantana :

  • miahy ny maha-olona
  • Asa fiahiana mivantana :
    • Fampianarana isan-karazany : zaitra, sakafo, informatique, restauration, cuisine,…
    • Fitsaboana faobe
  • Manohana ny fitoriana ataon’ny sampana velona eto amin’ny Fjkm Ilanivato.


TANTARAN'NY FAL
1987 :

Niforonany Namorona : Pasteur RARIJASON Hery mivady

2015 :

Filoha: RAKOTOMANANA Jenny Larissa Filoha mpanampy: RAJAONARIVELO Nivotahina Mpitantsoratry ny PV: RANABIARILALA Nandrianina Mpitantsoratry ny vola: RAZAFINIARY Lydia Mpitahiry vola: ANDRIAMIITANTSOA Saholy Mpanolo-tsaina: 1- RAKOTONDRAFARA Heriarijaona Noel 2- RASOLONJATOVO Malala Evah


TANJONA

  • - Fanatanterahana ny vina Fiangonana Misionera : LEHIBE SY MITORY, indrindra amin'ny lafiny fiahiana ny maha-olona

  • IREO BIRAO
    Ny Filoha

    RAKOTONDRAFARA HERIARIJAONA NOËL

    Ny filoha mpanampy

    RATEFINANAHARY ZOELISOA

    Ny mpitantsoratry ny fivoriana

    RANABIARILALA NANDRIANINA

    Ny mpitantsoratry ny vola

    RAKOTOMALALA LUCIA MICHELLE

    Ny mpitahiry vola

    RAHERINIRAINY HOLITIANA

    Ny mpanolo-tsaina

    RAHAJASON FANANTENANA

    RAFARAMALALA NIAINA

    TAHIRINTSARY

    Tahirintsary FAL

    Mpianatra nivoaka tamin'ny fiofanana restauration