× home PEJY VOALOHANY location_city FIANGONANA LEHIBE account_balance FIANGONANA MITORY domain AKANY ZADI people SSAF live_help NY FIANGONANA arrow_forward Se connecter

SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA

Niorina ny 1999

Fikambanan’ny lehilahy rehetra eto anivon’ny Fiangonana, mijoro ho “lehilahy mahery” mino sy miasa ho an’ny Tompo.


TANTARAN'NY SLK
1930 :

Niorina teto Ilanivato ny Zatovolahy Kristiana izay nantsoina hoe Sampana Lehilahy Kristiana taty aoriana

2015 :

Filoha: RAZAFINDRAVAHATRA Hery Filoha mpanampy: ANDRIATAVY HERIMIHAMINA Sata sy RAMAROLAHY Njato Mpitantsoratry ny PV: RABARIVELO Rado Mpitantsoratry ny vola: RAKOTOMALALA Fred Mpitahiry vola: RAKOTONDRIANARIZAFY Rinabel Mpanolo-tsaina: 1- RAKOTOARISOA DISTA 2- ANDRIAMIHAJAMANANA GINO

2020 :

Ny filoha: RAZAFINDRAVAHATRA HERY Ny filoha mpanampy: ANDRIAMIHAJAMANANA GINO Ny mpitan-tsoratry ny fivoriana: RANARIVELO TIANA Ny mpitan-tsoratry ny vola: RAKOTOMALALA FRED Ny mpitahiry vola: RAKOTONDRIANARIZAFY RINABEL Ny mpanolo-tsaina: - RAMAROLAHY NJATO - RAKOTOARISOA DISTA


TANJONA

  • Fijoroana vavolombelona maha-kristiana eo anivon'ny ankohonana, fiangonana ary firenena. Ho "Lehilahy Mahery" amin'ny Teny sy ny asa

  • IREO BIRAO
    Ny Filoha

    RANDRIANASOLOMANANA Mahaleo Harinaivo

    Ny filoha mpanampy

    ANDRIAMIHAJAMANANA Herinirina Gino

    Ny mpitantsoratry ny fivoriana

    RAKOTONIRINA Jacques Aime

    Ny mpitantsoratry ny vola

    RAKOTOMALALA Tanteliniaina

    Ny mpitahiry vola

    RAKOTONDRIANARIZAFY RINABEL

    Ny mpanolo-tsaina

    RAMAROLAHY NJATO

    RASOLOFOSON CLEMENT

    Logo slk

    « Koa tiako ny lehilahy hivavaka eny tontolo eny manandra-tanana masina, tsy amin’ ny fahatezerana na amin’ ny fifandirana » I Tim.2 : 8