× home PEJY VOALOHANY location_city FIANGONANA LEHIBE account_balance FIANGONANA MITORY domain AKANY ZADI people SSAF live_help NY FIANGONANA arrow_forward Se connecter

RESUME : « NY FAHAIZA-MIHAINO NY TOMPO»

ARAKA NY Jao 10 : 22-30

I/ MISYFEPETRA 3 :

Fepetra 1 :and 27 Tsy maintsy ondrin’ny TOMPO aloha ianao (izany hoe tsy ondrin’ny mpiatandrina ianao, ary tsy ondrin’i …). Araka ny Sal : 100/3 dia « . . . Izy no nanao antsika » izany hoe nohariany isika ho olom-aovao (Jao 3 « tsy maintsy ateraka indray . . . »)

Fahateraham- baovao no maha ondrin’ny Tompo anao (maty ao amin’i Kristy, atsangana miaraka aminy) Jao 3, Apo 3 : 20


Fepetra 2 : and 27 Tsy maintsy FANTATRY NY TOMPO ianao. Ny hoe mahafantatra na mahalala, ato amin’ny Baiboly dia milaza firaisana (Gen 4. 1, 25) mila manana firaisana ara-panahy Aminy ianao I Kor 6 : 17 « Fa izay miray amin'ny Tompo kosa dia fanahy iray Aminy.” 

Mizatra miaraka Aminy.

Mifamatotra fiainana Aminy ianao Jao 15/5


Fpetra 3 : and 27 : Tsy maintsy manaraka Azy ianao, fa tsy Izy no manaraka anao

Ka : 

Manaiky amin’izay itondrany anao


 II/ Andriamanitra MITENY

Amin’ny alalan’ny : 

- FAMAKIANAO ny BAIBOLY mirakitra nyTENIN’ANDRIAMANITRA

- FIASAN’NY FANAHY MASINA : toriteny, fijoroana vavolombelona

- FITANTANANY NY FIAINANAO mila mahay mamaky tsara ny tantara-piainanao ianao, satria misy tiany anbara aminao

III/ INONA ARY NO ATAO ?

1/ Mamaky TENIN’ANDRIAMANITRA ( tia, liana, mazoto)

2/ Manao HEVI-TENY : fanatarinao, anontanio ny Tompo hoe : inona no hevitry ny TENY azonao raha ampifandraisina amin’ny zava-misy eo aminao. Avadiky ny FANAHY MASINA ho teny manokana ho anao.

3/ Mandinika tsara ilay TENIN’ANDRIAMANITRA : tsakoina, averimberina, tsakoina indray araka ny voalazan’ny     Sal 1 : 2 ; Asa 17 : 11 ; II Tim 2 : 7. Mila fahafoizan-tena sy fandavan-tena izany

Arakaraky ny fahafoizanao ny tombony ara-panahy ho azonao


4/ Mankato sy mandeha araka ny Fanahy : Jak 1 : 22 ; Jer 38 : 20