
NY PROTESTANTISME 6 (Ireo Andry Dimy maha Protestanta ny Protestanta)
Fampianarana alarobia hariva 12/02/2020
Ireo Andry dimy maha Protestant any Protestanta:
- Ny Soratra Masina Irery Ihany
- Ny Finoana Irery ihany
- Jesoa Kristy Irery ihany
- Ny Fahasoavana Irery ihany
- Ho an’Andrimanitra irery ihany ny Voninahitra!
Ny Mpitandrina délégué: RASAMIMANANA Rivomalala Samuel