
fampianarana 31 oct 2018
Mila manaiky ianao fa misy manana ambony noho ianao.
- Ny tokony hatao :
-Mibebaka sy mandray an’i Kristy
-Mahatsapa fa tenan’i Kristy
- And 23-25 Milaza ny momba ny tena « kely voninahitra » izay tafiantsika voninahitra. Toa izany koa dia omeo voninahitra ireo lazainao fa tsy misy voninahitra ireo.
Ireo olona izay heverinao fa tsy misy haja ireo, omeo voninahitra ireo
- Mihazona ny fiombonana ny fifanomezam-boninahitra.
I Kor 12 : 31-13 :13 milaza ny maha zava-dehibe ny fitiavana.
Fitiavana = fanomezam-pahasoavana lehibe indrindra
Fanomezam-pahasoavana = fitaovana hivelomana (moyen de vivre) ao amin’ny tenan’i Kristy.
And 31 « lalàna tsara » -> lalàna andehanana ny fitiavana.
Ny fitiavana no fiainana